Vous êtes ici : Accueil AMF

[ChoeurUni 2012] Mpibaiko Hira/Mpiventy/Mpitendry

Araka ny fisoratana anarana voaray sy ny fandaminana teo anivon'ny Birao AMF ary ny Mpikarakara, tompon'andraikitra amin'ny hira tapany II, dia toy izao ny momba

  • ny Mpitarika Hira
  • ny Mpiventy Hira
  • ny Mpitendry Mozika

 

Mpibaiko Hira :

 

  • Antson'ny Tompo : Nadia DELMOTTE (Birao AMF/Bordeaux)
  • Be strong : Hery RAMANGASALAMA (Aix-Marseille)
  • Haleloia Midera Anao : Liva RAKOTONDRATSIMBA (Lille)
  • Ilay tena mamiko : Miahy RAZAKARIVONY (Lyon)
  • Izy : Solofo RAJAOBELINA (Toulouse)
  • Ny eo anilanao : Fanja "Gaf" RAMARLINA (Vincennes)
  • Raha malahelo : Vonjy RAKOTOBE . A (Birao AMF/Strasbourg)
  • Raha ny halemenay : John RAVELOSON (Dijon)
  • Raha tonga teto : Gilberte ANDRIANASOLO (Rennes)
  • Ry tompo tsara : Tefinananahary RANDRIANASOLO (Montpellier)

 

Mpiventy Hira :

  • Tapany I :
    • Be strong : Fabienne (Aix-Marseille), Vonjy (Toulouse)
  • Tapany II :
    • Liva (Paris)
    • Harivola (Paris), Heritanjona (Lyon), Lalao (Aix-Marseille)
    • Njaka (Toulouse)

Mpitendry Tapany I:

Responsables Pupitres

  • Soprano ; Tsifa (Paris)
  • Alto : Joujou (Birao AMF/Bordeaux)
  • Ténor : Vonjy (Birao AMF/Strasbourg)
  • Basse : Solofo (Toulouse)

Entanina etoana ny Chef de choeur rehetra  hanampy ireo responables ireo @ fampianarana hira mandritra ny répétitions sy ateliers.

Aminan'ny anaran'ny Birao AMF

Rado Ramarotafika

ChourUni Banner

Tag Cloud